Box Wifi 4G Airtel - État Neuf sous carton

Ar 150 000

  • Catégorie : Électronique › Accessoires
  • Lieu : Majunga, Madagascar
  • Publiée le 10/04/2026
Box Wifi 4G Airtel - État Neuf sous carton – photo 1

Description

Mitady connexion maharitra ho an’ny asa, fianarana na fianakaviana ve ianao ?
Aza misafotofoto intsony… efa ao amiko ny vahaolana ✔️

📡 #smartboxairtel – matanjaka na dia any amin’ny faritra tsy dia misy réseau aza
📱 #pocketwifiairtel– maivana, azo entina na aiza na aiza, tena pratique
💬 Antsoy aho raha mila toro-hevitra araka izay mety aminao.
👉na mandefasa mp
📞 0335282751 (WhatsApp)

Vendeur : Raharinirina Lizasoa

Pour contacter le vendeur, ouvrez cette annonce sur BazarKely (site ou appli) et envoyez-lui un message.

Annonces similaires – Électronique