TAPIS PICNIC
Ar 20 000
- Catégorie : Mode › Sacs & Accessoires
- Lieu : Madagascar
- Publiée le 14/04/2026





Description
😊Coucou ☺️
Tsindrio lien afahan tsika manaraka entana vaovao hatrany 🙏 mankasitraka 🙏
https://www.facebook.com/profile.php?id=100076170185338&mibextid=ZbWKwL
👉🌟Aza adinon tsika fa Raha vita aza fety lundi de Pâques de Mbola misy ko 1er Mais sy Pentecôte sns...maromaro iany fety miandry antsika ao 🥰
👉🌟Ka aza misalasala mividy tapis picnic ato @nay fa mbola vonona anome prix mora anareo hatrany izahay ho an izay tsy nahazo sy Mbola te anampy⛱️
👉🌟Tombotso antsika mampiasa azy dia geza tsara Ilay Izy pour 6 personne plus🤗
👉🌟Rehefa misy rano raraka,jus sns... tsy tanteraka na koa oe mando fa FAFANA avy hatrany de vita chocolat 😉Tsy mila kizitin @ankizy fa milamina tsy mampiady mpianakavy😜🙈😁
📏 Dimensions 2mx2m 🇧🇯
⏭️ Matière toile 🔰
💥 Imperméable 🌧️
🌈 Formé pochette 👛
👉🌟Mora avalona Sady tsy mibahana toerana😉
👉🌟Couleur dispo : rouge,vert, jaune 🇧🇯
💵 Prix :20.000ar😬🤑
💝Ka aza misalasala Ary miditra mp izay liana fa mora tapis picnic antsika ☺️
Mankasitraka indrindra tompoko 🙏
Vendeur : Rafalimanana Holiniaina
Pour contacter le vendeur, ouvrez cette annonce sur BazarKely (site ou appli) et envoyez-lui un message.