Sésame Mixte

Ar 12 000

  • Catégorie : Beauté & Bien-être
  • Lieu : Madagascar
  • Publiée le 24/04/2026
Sésame Mixte – photo 1Sésame Mixte – photo 2

Description

🌿 SÉSAME TSARA! 🌿

✅ 100% voajanahary
✅ Tsy misy loto
✅ Mety tsara ho an’ny sakafo na fanaovana menaka
✅Aide mémoire ho an'ny mpianatra

📍 Toerana: Andavamamba (tanà) fa afaka manao livraison
📦 Misy amin’ny fatra tianao (kely na betsaka)
💰 Vidiny mirary sady azo ifampiresahana (12000/kg)

📞 Aza misalasala miantso na mandefa hafatra raha liana! (0343229608 : whatsapp)
👉 Tongava dieny izao fa voafetra ny entana!

Vendeur : RAHARISON Fifaliantsoa

Pour contacter le vendeur, ouvrez cette annonce sur BazarKely (site ou appli) et envoyez-lui un message.

Annonces similaires – Beauté & Bien-être