Tapis synthétique

Ar 65 000

  • Catégorie : Maison & Jardin › Décoration
  • Lieu : Tananarive, Madagascar
  • Publiée le 15/05/2025
Tapis synthétique – photo 1Tapis synthétique – photo 2

Description

TAPIS GAZON SYNTHÉTIQUE – Hatsarao ny tokotaninao amin'ny endrika maoderina sy maharitra!

Ataovy milamina sy manintona ny: • Tokotanin-trano
• Efitra fandraisam-bahiny
• Jardin, terrasse na toerana fialamboly
• Toerana iainan’ny ankizy sy biby fiompy

Tombony lehibe:

Malefaka sy mahafinaritra hodidiana

Tsy mitaky fikojakojana manokana

Mora diovina, tsy mandoto

Maharitra ela, sady mety amin'ny karazan-toerana rehetra

Refy sy Vidiny:

1 m largeur: 65,000 Ar
2 m largeur: Misy koa (vidiny arakaraka ny refy m²)
+ Contact rapide: 034 86 917 98

Vendeur : Lantoarisoa Ramanandraibe

Pour contacter le vendeur, ouvrez cette annonce sur BazarKely (site ou appli) et envoyez-lui un message.

Annonces similaires – Maison & Jardin