Moto Many 110cc
Ar 2 750 000
- Catégorie : Véhicules › Motos
- Lieu : Tananarive, Madagascar
- Publiée le 06/04/2026


Description
Arrivage vao Tonga, LOHAN'ETANA BE, Papier BL misoratra aminao ny facture.
✅Many 110cc(Se22 BA)
✅Moteur mangina bé tsy misy a'izany feo zany ,vao nasina batterie dia velona.
✅ Carenage mirafitra tsara tsisy mipika,Loko d'origine io fa tsy mbola niloko.
✅ Rétroviseur carré noire d'origine.
✅ Pneu avant / arrière matevina be doly
✅Seza tsara bé tsy misy rovitra( jereo ny sary)
✅ Tableau Mazava be,faible kilométrage, mande daholo ny jauge sy ny câble kilométrique.
VISIBLE Antanimena
Prix MP ou ☎️ 0343382620 (WhatsApp)
✓ Mandefa any aminy faritra.
N.B:Moto efa vita misy au point tsara, afaka hoentina miasa, hoentina mianatra.
Vendeur : 82V40k0OWVYilOTC3Tkl6Yjv06h2
Pour contacter le vendeur, ouvrez cette annonce sur BazarKely (site ou appli) et envoyez-lui un message.